Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe des anciens de mon école ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
RDB   Discussions   < Discussion préc.  |  Discussion suivante >
Répondre  | 
Re : RDB

Akory,
Dia tena efa allergique ny TGV nareo izany. RDB no resahina dia TGV no asesika, ianareo ihany indray ity no manao PUb ny TGV, ny tenanay dia tsy miteny anio na manoratra anio fa arakaraky ny ilazana anio no mampalaza anio. Tsy hitako izay ifandraisan'ny RDB sy io.
Raha malahelo ny tetezamita (Izaho aloha tsy TGV) dia any @ ny fifidianana no mifampitazana. Tsiky dia ampy.
Mba andefaso vaovao ny RDB ho an'izay mahafantatra ny zava-mitranga.
Izay indray
Thimotee



De : Dina Ratsimbazafy <dina@...>
À : serasera@...
Cc : serasera@...
Envoyé le : Lun 7 Décembre 2009, 20 h 56 min 49 s
Objet : Re: RDB

Tsy efa no kendainy TGV indray ve 'zany?
Anontanio azy fa ianareo toa akaiky azy ihany, sa....

2009/12/7 Randriamparany Thimotee <rthimotee@...>
Akory aby,
Toa tsy mety mahazo Don bosco ny tenanay, misy zavatra tsy mety kely ve, sa ny aty no tsy mamely. Sa ve niova ny adresse ny RDB.
Mba valio raha mba misy afaka manampy.
Misaotra mialoha
Izay indray
Thimotee




--
Dina RATSIMBAZAFY



Lundi 7. Décembre 2009  20:31

rthimotee
Messenger Messenger
Envoyer un message Envoyer un message

 | 
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Akory aby, Fa maninona no tsy mandeha intsony ny radio Don Bosco nefa herin'andro masina izao. Mba omeo fanazavana raha misy mahalala. Izay indray e. Thimotee...
Randriamparany Thimotee
rthimotee
Messenger Envoyer un message
7. Avril 2009
18:24

F'angaha tsy hoe nakaton-dRavalomanana io Radio io omaly? Izay no vaovao reko farany... K'aiza ny atagny antanana Ra-Thimothe a! i Shalom ... Akory aby, ... i...
shr
sir-hsbr.btm@...
Envoyer un message
7. Avril 2009
21:03

Akory Ledada Sao dia mba lany "pile" kosa RDB :o))) Rapaoly ... From: Randriamparany Thimotee To: serasera@... ; serasera@... Sent:...
Nahoaniko Paul
nahoaniko@...
Envoyer un message
8. Avril 2009
18:36

Akory aby, Toa tsy mety mahazo Don bosco ny tenanay, misy zavatra tsy mety kely ve, sa ny aty no tsy mamely. Sa ve niova ny adresse ny RDB. Mba valio raha mba...
Randriamparany Thimotee
rthimotee
Messenger Envoyer un message
7. Décembre 2009
19:08

Tsy efa no kendainy TGV indray ve 'zany? Anontanio azy fa ianareo toa akaiky azy ihany, sa.... 2009/12/7 Randriamparany Thimotee <rthimotee@...> ... -- ...
Dina Ratsimbazafy
dina@...
Envoyer un message
7. Décembre 2009
19:56

Akory, Dia tena efa allergique ny TGV nareo izany. RDB no resahina dia TGV no asesika, ianareo ihany indray ity no manao PUb ny TGV, ny tenanay dia tsy miteny...
Randriamparany Thimotee
rthimotee
Messenger Envoyer un message
7. Décembre 2009
20:31

Lolll Tsy arak'i Thimotee ilay message. Tahaka izany maha-lagy an'i Thimotee izany no mahalagy anay rehefa averimberin'i Thimotee hoe dadanareo dadanareo ...
Eugene Heriniaina
mpitantana
Messenger Envoyer un message
8. Décembre 2009
7:17

Akory RaHery, Tsy maheno ny vaovao ny RDB ve nareo fa toa hatr@ ny alahady aho no tsy mety mahazo. Izay indray Thimotee ________________________________ De :...
Randriamparany Thimotee
rthimotee
Messenger Envoyer un message
8. Décembre 2009
7:55
Avancée

Copyright © 2010 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide