Manao ahoana daholo tompoko!
Izahay mianaka dia vao tonga eto Nice, ao Biot no marimarina kokoa ka saika mba
hanontany hoe aiza ny toerana misy fiangonana katolika gasy eto an-toerana?
Mankasitraka tompoko!
|
Ouvrir session Nouveau venu ? Créez votre compte |
Yahoo! - Accueil - Aide |
|
|||||||||||||||||||||||||||